Nous utilisons des cookies pour faire fonctionner ce site et pour le suivi d'audience.
Vous avez la possibilité de refuser les cookies ou de les paramétrer par finalité.
Un autre message de la plateforme de gestion du consentement de Google Adsense vous demandera vos choix relatifs à l'usage de vos données personnelles via les cookies pour la publicité.
Nous vous remercions d'accepter les cookies, qui permettent à ce site de fonctionner.

questionnaire pour un travail de recherche en memoire licence

Ireto andiam-panontaniana ireo dia entina hanatsarana ny kalitaon'ny asa fikarohana izay ataoko, mba ahazoako ny mari-pahaizana lisantsa amin'ny lalam-piofanana serasera aman'ita. Ny lohahevitry ny asa fikarohana izay ataoko dia mahakasika ny lokanady sy ny akon'ny famoahana ita diso eo amin'ny fifandraisan'ny mpamaky sy ny mpanao gazety. Koa iangaviana isika mba handray tsara sy hamaly ny fanontaniana rehetra. Natao manokana hoan'ny mponina mipetraka eto Analamanga izy ityary noho izy miresaka amnokana momba ny gazety

réponse obligatoire

Question 1

Lahy ve ianao sa vavy? Mpianatra sa efa miasa? Mponina avy eto Antananarivo ve ianao?

réponse obligatoire

Question 2

Mahay mamaky teny sy manoratra ve ianao?

décocher

réponse obligatoire

Question 3

Tia manara-baovao amin'ny alala'ny gazety ve ianao?

décocher

réponse obligatoire

Question 4

Raha eny, inona ny gazety tena famakinao? Amarino ny valinteninao?

réponse obligatoire

Question 5

Mahafantatra ny Gazetiko ve ianao? Ary efa namaky azy?

décocher

Commentaires

Question 6

Ahoana ny fahitanao ny Gazetiko sy ny kalitaon'ny vaovao avoakany? (raha toa ka mpamaky azy ianao)

réponse obligatoire

Question 7

Efa nahita tranga na famoahana vaovao diso tamina gazety ve ianao?

décocher

Commentaires

réponse obligatoire

Question 8

Manao ahoana ny fahitanao ny fivoaran'ny gazety sy ny vaovao avoakany rahaoharina tamin'ny taloha

réponse obligatoire

Question 9

Raha aminao manokana inona avy ireo mason-tsivana sy antony mahatonga anao ho liana sy hanjifa ny Gazetiko? (valiny telo)

réponse obligatoire

Question 10

Inona no lesoka tsara harenina amin'ny fomba famoaham-baovaon'ny Gazetiko
(valiny telo farafakeliny ary dimy farafahabetsany)

réponse obligatoire

Question 11

Mamaly ny filanao amin'ny fitadiavana vaovao tsara kalitao ve ny vaovao avoakan'ny gazetiko?

décocher

réponse obligatoire

Question 12

Amarino ny valinteninao teo aloha

réponse obligatoire

Question 13

Manao ahoana ny fahitanao ny endrika sy ny fomba fandrafetana ny Gazetiko? (valiny telo farafahabetsany)

réponse obligatoire

Question 14

Mampiasa tambajotra sosialy fesiboky isan'andro ve ianao?

réponse obligatoire

Question 15

Inona ny teny ampiasanao ny fesiboky?

décocher

Commentaires

réponse obligatoire

Question 16

Mino ve ianao fa azo atokisana tsara ny vaovao avoaka eny amin'io tambajotra sosialy io?

décocher

Commentaires

réponse obligatoire

Question 17

Mamaly ny filanao amin'ny fitadiavana vaovao ve ny fesiboky?

réponse obligatoire

Question 18

Inona ny maha samihafa ny vaovao avoakan'ny olon-tsotra eny amin'ny tambajotra sosialysy ny vaovao vaoakan'ny mpanao gazety ?(valiny roa fara-fahabetsany)

réponse obligatoire

Question 19

Inona ny anntony mahatonga ny fahadisoam-baovao avoakan'ny mpanao gazety eny amin'ny gazety na fitaovan-tserasera hafa?

décocher

Commentaires

réponse obligatoire

Question 20

Aminao manokana, inona ny fiantraikan'ny fanaparitahana tsaho sy vaovao tsy marina eny amin'ny tambajotra sosialy, raha eo amin'ny fiainam-piarahamonina?

réponse obligatoire

Question 21

Raha aminao manokana, efa mivoatra ve ny asa fanaovan-gazety sy ny kalitaon'ny vaovao avoakany eto amin'ny firenentsika? Amarino ny valinteninao

décocher

Commentaires

réponse obligatoire

Question 22

Inona ny mety fiantrakany tsara na ratsy ateraky ny firoboroboan'ny fampiasana fesiboky amin'ny asa fanaovan-gazety




Vous aussi, créez votre questionnaire en ligne !
C'est facile et gratuit.
C'est parti !